lundi 2 janvier 2012

Bonne année 2012


Ny mpiara-miasa rehetra ao amin'ny smartbaiboly.org dia faly miarahaba anareo tratry ny Taona 2012.

Ho taona feno soa, fifaliana, fahasambarana, fahombiazana, fitiavana, fahasalamana, fanentren-tena ary fiombonana ao amin'ny Jesosy Kristy. Maniry ny Fitahiany hanaraka anareo sy ny ankohonanareo mandritra izany Taona izany, ka ho tratry ny maro mitsingeringerina koa.

"Raha miray amiko hianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany."
Jaona 15:7



Toute l'équipe de smartbaiboly.org vous souhaite une bonne et heureuse année 2012.

Puisse cette année être emplie de bonheur, de joie, d'amour, de santé mais surtout de pleine de la Grâce et de la Paix du Christ. Que sa Bonté et sa Sagesse vous accompagnent tout au long de l'année.

"Si vous demeurez en moi, et que mes paroles demeurent en vous, vous demanderez tout ce que vous voudrez, et vous l'obtiendrez."
Jean 15:7